Archive for April, 2008

It’s good that Malagasy Youth becomes more and more interested in adhering in organizations, clubs and associations. The problem is that in these clubs and association, each member not only is physically but aso mentally committed to contribute in the achievements of the associations’goals. There may be chart and disciplines in these organizations but it’s not compulsory. So [...]


Ao anatina fotoana tena tsy mazava mihitsy ity olona iray ary rehefa natao ny fanadihadiana dia hita fa hay tsy izy irery no mandalo izany fa ny ankabeazan’ny olona nanontaniana dia nandalo teo avokoa. Noho izay antony izay dia tiako ho zaraina ilay izy ary indrindra indrindra hanontaniana ny hevitry ny mpamaky rehetra satria ny hevitry ny maro hono tsinona [...]


C’est vrai qu’on est fou de participer a un jeu ou à une compétition si ce n’est pour gagner. Si c’est perdu d’avance, ce ne serait que peine perdue et gaspillage de temps de persister. Il est aussi vrai que dans une competition loyale, on ne peut jamais savoir ce qui pouirrait se passer. Or [...]


Ny skoto dia fomba fitaizana tena misokatra ho an’ny rehetra ary mahazo miditra ao daholo na iza na iza ankoatran’ny hoe olona adala angaha. Manomboka amin’ny fahazaza dia efa azo raisina ao avokoa. Misy fiteny hoe rehefa tafiditra ao ny olona na ankizy iray dia sarotra ho azy ny miala. Misy ihany anefa ny tsy [...]


Matetika dia eritreretin’ny olona hoe tsy maintsy mifanakaiky sy tena mifandray be foana ny zanakavavy sy ny reny. Ankoatry ny hoe renikeky sy zana-bady io an! Tsy marina anefa izany satria tsy vitsy ny reny sy zanakavavy tena tsy manana fifandraisana mihitsy. Eny e, tsy hoe tsy mifampiresaka mihitsy akory no tiako tenenina eto fa [...]


C’est un concept tout nouveau que nous allons essayer à Madagascar. Il s’agit d’un projet qui consiste à aider les gens pour qu’ils prennent en main leurs vies, leurs destins. Au fait, quand on a la volonté mais aussi les moyens, c’est pas difficile de passer et éliminer les obstacles. Nos cibles sont les personnes [...]


Efa toetra raiki-tampisaka mihitsy ve sa tsy tia fivoarana ny gasy?
Mahafinaritra aloha fa averina ao anaty fandaharam-pianarana indray ny fahalalam-pomba sy fianarana fahaiza-miaina. Marina kosa aloha fa misy tsirony sy mahafinaritra ny manao fanahy iniana manao izay andrarana nefa misy fetrany ihany izany. Dia tsy mahamenatra ny gasy sasany akory ny minia mivalan-drano na manary [...]


Il est difficile pour les hommes de l’accepter mais c’est une realite. Je ne suis ni feminste ni generaliste mais l’egalite des sexes surtout a Madagascar n’a ete celebre que recemment. Depuis, on n’a plus arreté d’en parler. Seulement il est difficile pour un homme d’etre sous une autorite feminine. C’est valable dans tous les [...]


Gacaca

15Apr08

Attention ce mot se prononce /gatchatcha/ et non pas /gakaka/
C’est un mot rwandais qui veut dire un court légal fait au sein d’une village ou d’un quartier, au rwanda bien sûr. Historiquement parlant, le Rwanda a subi une génocide incroyable dans les années 90 ou plus exactement en 1994 si je ne me trompe. Après cela, les rwandais ont [...]


Ny rehetra angamba dia mahalala fa anisan’ny tena mibahana ny Fandrosoana eto Madagasikara ny tsy fananana toe-tsaina liam-pivoarana sy tia karokaroka.
Ekeko aloha hoe be dia be ny Malagasy manam-pahaizana sy te handroso mafy nefa ny maro an’isa dia tsy toy izany avokoa. Soa ihany aloha fa efa misy fiketrehana ny hamerina indray ho ao anty [...]