19
May
08

Marina izany

Ilaina mihitsy ny fikarokarohana sy fitadiavana zava-baovao hatrany.
Sendra tsy azoko an-tsary koa moa ilay izy kanefa nahafinaritra sy nahavariana ery. Inona hoy ianao?
Ireny taxi phone ireny ihany saingy mba tsy ahamonamonaina hiandry mpandalo eo fotsiny dia nanita-kevitra ity ra namana iray hoe aleo ny bisikiletany mihitsy no avadika ho taxi dia entiny mandehandeha eny aminy ireo telephone. Ilay elo marevaka misy hoe taxi phone kosa dia efa naraikiny tamin’ilay bisikileta mihitsy. Amin’izay kosa tsy sahirana ny olona mila miantso fa izy no efa mandehandeha sy manatona, amin’izay indray dia tsy mibahana loatra tsy akory izy fa maka sisiny kely fotsiny dia vita ny afera. Mbola tsy hitan’ny maro iny indray mitorka iny saingy atsy ho atsy izao dia azo antoka fa ho be no hanahaka azy.

Advertisements

1 Response to “Marina izany”


  1. May 30, 2008 at 2:27 pm

    Aody ô!

    Inoako fa eto Tana no resahinao ?
    Ny zandriko tany Toliary sy Taolagnaro tamin’ny Oct. 2007 dia nilaza izy fa any amin’iray amin’ireo tanana ireo (na izy roa akory aza), ny taxiphone dia misimisy no lasa “cyclophone”.
    I Jogany no nanoro ahy ny blaoginao dia nitsidika.


Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s


%d bloggers like this: