08
Dec
09

COP15 Mada- izao no fandehany

Andro faharoan’ny COP15 sahady androany, tsara loatra. Be activites en parallele be dia mizarazara ny delegasiona malagasy, misy ny pleniere sy ny fivoriana tsy azo atrehana. Omaly ohatra nisy ny fivoriana momba ny Long Term Cooperation natrehan’ny delegasiona Malagasy sady misokatra ho an’ny rehetra. Tatitra momba ny asan’ny groupe regionale no tena nandany fotoana tao.
Mikarakara side event ihany koa i Madagascar rahampitso fa mbola tsy hay loatra hoe aiza dia amin’ny firy, resaka momba ny attenuation sy ny adaptation efa hataontsika sy ny mbola hatao no tena ho hita ao anatin’izany fa ny hanehoana azy no karakarain’ny delegasiona avy amin’ny ministera samihafa: ny tontolo iainana, ny fambolena sy ny WWF ihany koa, ho taterina amintsika eo ihany izay fivoarany.

Advertisements

0 Responses to “COP15 Mada- izao no fandehany”



  1. Leave a Comment

Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out / Change )

Twitter picture

You are commenting using your Twitter account. Log Out / Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out / Change )

Google+ photo

You are commenting using your Google+ account. Log Out / Change )

Connecting to %s


%d bloggers like this: