18
Mar
08

Wen B me yesterday

Oainina be za omaly no dikan’io an!
Taraiki zay a vo tafody omaly hariva dia nisy scooter 2 sy tomobil 1 tamy avy any. Za irery no teo amin’ny arret dia nijanona zareo sady tena andeha any @ lalako mihitsy. Ndao ande hiaraka aminay hoy zareo, mbola malalaka be antonona ano ny tomobil, ankizylahy efatra no indray nanantona. tsisy vehivavy na iray aza.
Marina aloha fa tsy sainte ni touche za fa na de zan aza ve de iaraka @ lehilahy tsy fanta-piaviana efatra be izao sady zay ndray ny andro maizina. Ny vaovaon’ny gazety isan’andro @resaka fanolanana efa mitombo foana d ho anisan’le soratana any kou ny adalako ra nande za.
aoka etsy.
Zay tsy hamela anao rery eto amin’izao ora zao ozy zareo dia nampiresaka teo aloha, za koa ts niavona fa namal normal. de mande eo daol le fika reetr n bandy le oe omeo num sns fa mba te ahalala ana ono zareo .j’ai dit oe non fa ra te iresaka amko nareo ts koi fa efa tamy koa ny taxi-be andehanako de ref tong any amfarany za de mresaka. dE lasa za, hay kay zareo nanaraka le be tax de isaky ny mijanona zay dia mijanona zareo.
niala amzay za de efa teo aoriana teo kou zareo.de nitohy ny resaka, le num kou mbol insisten zareo fona com koi oe ts manana namana sipa zareo de mba tiany ho namana za na dia tsy ho sipany aza satria za koa nanao alliance t@ main gauche zay.
refa resaka num zay mou de ts mblag mits a fa masika be.TENA TS MANOME NIZA NIZA MITS.Aleo ny anareo no alaiko fa inviteko nareo
refa miorganiser teuf za dé mfankalala bebe kokoa tsika. ca marche pa oz zareo fa les filles font toujours ca et elles appellent jamais. dé l’un d’eux m’a file son num na de ts convaincu ar oe ho antsoiko. za kou mou nila niantso raateo de ts maints namoka fone. nitohy ny ady hevitra ny amle oe ts iantso mihits ono za.
finalment g compose lé num le anakray de g aplé dé zay. LE HIC C KE G OUBLIE DE CACHER l num d donc evidemment azony iani le num.
Ts te hi avouer vaincue za de mod natoko oe az miants @num in fa ts za no mandray matetika.
zao zao le fone ts maints ajanona ao a trano fa ra miantso am num hafa zareo de vo may aoinina be oe sad vendrana be no mpandainga.
E pui koi fa ca peu ariver a tout le monde de faire des erreurs non?

Advertisement

5 Responses to “Wen B me yesterday”


  1. 1 sipagasy
    March 18, 2008 at 5:47 pm

    hihih tsy niomehy loza aho retsy kouuh, ary raha ny vadinjiko no mandray appel eo dia any ny tranony hihiiihih, sa veh mba nazavaindry azy ny zava-nisy iny alina iny? e!

  2. March 19, 2008 at 10:15 am

    :-)) oui ca arrive à tout le monde de faire des erreurs 🙂 Je me suis faite avoir pas mal de fois avec ces histoires de numéros masqués ou pas, alors je te comprends 🙂

  3. 3 pakysse
    March 19, 2008 at 2:01 pm

    tena mampiomehy be koa izany fa sao dia ianao kosa ary no mody nanao vendrana fa nisy mba nety taminao ihnay tamin’ieo bandy?…?asa?fa bon marina aloa izany fa io resaka num makaleo be foana e.izany ka tena oe wena snina.

  4. March 22, 2008 at 8:28 am

    hahaha… miscenn koa zany!

    aza matahotra fa tsy hiantso anao zany akory izy

  5. 5 Mirana
    March 22, 2008 at 2:49 pm

    Lol…salut la star du malagasy blog! J’aime bien cette poste tena mampiomehy ahy be lol…merci akia de bonne continuation!


Leave a Reply

Fill in your details below or click an icon to log in:

WordPress.com Logo

You are commenting using your WordPress.com account. Log Out /  Change )

Facebook photo

You are commenting using your Facebook account. Log Out /  Change )

Connecting to %s


March 2008
M T W T F S S
 12
3456789
10111213141516
17181920212223
24252627282930
31  

%d bloggers like this: